MemberLogin

Sign Up

Regist lyrics Regist sync lyrics

Mandihy Sy Mihira (Original version)

장태화
Album Madagascar Music (OST)Lyrics 신미식Composition 장태화Arrangement 장태화
Listen to artist
Miaraka mandihy sy mihira Manonofinofy sy mihira
Mihira sy mandihy amin’ny ukulele Mandihy sy mihira
Mandihy sy mihira amin’ny ukulele Andao handihy sy hihira
Ny mozikantsika mampifaly ny fon’ny olona rehetra
Hirantsika dia feon’ny anjely Mihira miaraka amin’ny anjely
Andeha isika handihy sy hihira amin’ny feontsika

Comment List

No comments available.